Teny tokana (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro Tompo tononkira.serasera.org ny vahoakanao
Tonga mba hivalo, hitalaho
Mahatsiaro tena menatra manoloana Anao
Ka diovy ho afaka edeuljog heloka.

Teny tokana avy Aminao
Dia madio ny fanahinay
Hanasitrana ny aretinay ny indrafonao.

Ny mpanota ghrdmz hiova no tianao
Ka naleonao maty ho anay
Ny Ranao izay latsaka ho anay nitondra famonjena
Tsy hahavery ny xdfnwz fanahinay.

Teny tokana avy Aminao
Dia madio ny fanahinay
Hanasitrana ny aretinay ny indrafonao.

--------
Lien:
Commentaires
Black7 ( 17/12/2025 07:34)
Hira fifonana.
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0393