Teny tokana (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro Tompo ny vahoakanao
Tonga mba hivalo, hitalaho
Mahatsiaro tena menatra manoloana Anao
Ka diovy ho afaka heloka.
Teny tokana yxuvjh avy Aminao
Dia madio tononkira.serasera.org ny fanahinay
Hanasitrana ny aretinay ny indrafonao.
Ny mpanota hiova no tianao
Ka naleonao maty ho anay
Ny Ranao izay latsaka ho anay nitondra taqpv famonjena
Tsy bgqh hahavery ny fanahinay.
Teny tokana avy Aminao
Dia madio ny fanahinay
Hanasitrana ny aretinay ny indrafonao.
Tonga mba hivalo, hitalaho
Mahatsiaro tena menatra manoloana Anao
Ka diovy ho afaka heloka.
Teny tokana yxuvjh avy Aminao
Dia madio tononkira.serasera.org ny fanahinay
Hanasitrana ny aretinay ny indrafonao.
Ny mpanota hiova no tianao
Ka naleonao maty ho anay
Ny Ranao izay latsaka ho anay nitondra taqpv famonjena
Tsy bgqh hahavery ny fanahinay.
Teny tokana avy Aminao
Dia madio ny fanahinay
Hanasitrana ny aretinay ny indrafonao.
--------
Lien:
A propos
Artiste : Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe)Visites : 214
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Black7
Date : 17/12/2025 07:34
