Zioga (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Zioga fijaliana no niainanao
Zioga fahoriana no dnbkx nosotroinao
(miverina indroa)
Mihatra aman'aina tsy zaka zakaina
Mangirifiry wdqsy fa niaretanao.
Latsa, kapoka, ompa, tebaka
Miampy harerahana
Nataonao ho anay ho fitiavana.
2. Zioga fijaliana no niainanao
Zioga fahoriana no nosotroinao
(miverina indroa)
Mihatra aman'aina tsy zaka zakaina
Mangirifiry fa niaretanao.
Ratra lalina, satro-tsilo koa
Miparitaka ny rà
Aritrao jnwkl ho anay ho fitiavana.
3. Zioga fijaliana no niainanao
Zioga fahoriana no nosotroinao
(miverina indroa)
Mihatra aman'aina tononkira.serasera.org tsy zaka zakaina
Mangirifiry fa niaretanao.
Vesatra hazo indray, lavo in-telo Ianao
Hazofijaliana !
Ny Ainao nafoinao ho fitiavana.
Zioga fahoriana no dnbkx nosotroinao
(miverina indroa)
Mihatra aman'aina tsy zaka zakaina
Mangirifiry wdqsy fa niaretanao.
Latsa, kapoka, ompa, tebaka
Miampy harerahana
Nataonao ho anay ho fitiavana.
2. Zioga fijaliana no niainanao
Zioga fahoriana no nosotroinao
(miverina indroa)
Mihatra aman'aina tsy zaka zakaina
Mangirifiry fa niaretanao.
Ratra lalina, satro-tsilo koa
Miparitaka ny rà
Aritrao jnwkl ho anay ho fitiavana.
3. Zioga fijaliana no niainanao
Zioga fahoriana no nosotroinao
(miverina indroa)
Mihatra aman'aina tononkira.serasera.org tsy zaka zakaina
Mangirifiry fa niaretanao.
Vesatra hazo indray, lavo in-telo Ianao
Hazofijaliana !
Ny Ainao nafoinao ho fitiavana.
--------
Link:
Comments
Black7
(
09/06/2025 09:48)
Hira entina maneho ny fijaliana niaretan'i Kristy.
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe)Hits : 382
Likes : 0 Like
Created by : Black7
Date : 09/06/2025 09:48
