Jesoa tsy manary anay (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ianao Jesoa ô
Tsy manary anay mqpku na dia sarotra aza
Na dia mafy aza ny fiainanay.

Ka na maloka aza re (ny andronay)
Ny andronay ety
Dia matoky Anao hatrany
Manantena izahay (fa ny ampitsonay)
Mbola hody hazavana (hazava dinmow indray)
Fa eo foana Ianao, eo tsy mba mandao
Mampitraka anay.

2. Na zaza maditra sy maniratsira
Dia tsy atosikao, fa tantananao
Sy vimbininao.

Ka na maloka aza re (ny andronay)
Ny andronay ety
Dia matoky Anao hatrany
Manantena izahay (fa xuub ny ampitsonay)
Mbola hody hazavana tononkira.serasera.org (hazava indray)
Fa eo foana Ianao, eo tsy mba mandao
Mampitraka anay.

--------
Rohy:
Hevitra
Black7 ( 24/05/2025 08:03)
Hira mitondra fampaherezana anaty ady sarotra.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe)
Vangy : 308
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Black7
Daty : 24/05/2025 08:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0319