Fantany izay mahasoa anao (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha ny fiainana hhff izay iainantsika
No alalinina sy dinihana
Dia mahakivy, mahaketraka
Very fanahy mbola velona tononkira.serasera.org eo re isika
Sembanan-drahona lava izao
Tsisy antenaina sy zava-poana daholo.
FIV : Saingy aza kivy ianao ry namana
Fa eo Izy Tompo mitantana anao
Fantany izay mahasoa anao
Omeny anao koa izay sahaza yjzb anao.
2. Maro ny olona ory sy mijaly
Milaza fa tsisy isarangotana
Mitrongy mafy vao homana
Fadiranovana tsy mahita hazavana
Eo ireo kikisan'aretina
Mangirifiry, homan-dranomaso isan'andro.
FIV : Saingy aza kivy ianao ry namana
Fa eo Izy Tompo mitantana anao
Fantany uwzl izay mahasoa anao
Omeny anao koa izay sahaza anao.
No alalinina sy dinihana
Dia mahakivy, mahaketraka
Very fanahy mbola velona tononkira.serasera.org eo re isika
Sembanan-drahona lava izao
Tsisy antenaina sy zava-poana daholo.
FIV : Saingy aza kivy ianao ry namana
Fa eo Izy Tompo mitantana anao
Fantany izay mahasoa anao
Omeny anao koa izay sahaza yjzb anao.
2. Maro ny olona ory sy mijaly
Milaza fa tsisy isarangotana
Mitrongy mafy vao homana
Fadiranovana tsy mahita hazavana
Eo ireo kikisan'aretina
Mangirifiry, homan-dranomaso isan'andro.
FIV : Saingy aza kivy ianao ry namana
Fa eo Izy Tompo mitantana anao
Fantany uwzl izay mahasoa anao
Omeny anao koa izay sahaza anao.
--------
Link:
Comments
Black7
(
24/05/2025 08:08)
Hira milaza fa Izy Tompo mahalala izay mahasoa anao.
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe)Hits : 409
Likes : 0 Like
Created by : Black7
Date : 24/05/2025 08:07
