Teny tokana (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro Tompo ny vahoakanao
Tonga mba hivalo, tononkira.serasera.org hitalaho
Mahatsiaro tena menatra manoloana Anao
Ka llkwpgkq diovy ho afaka heloka.
Teny tokana avy Aminao
Dia madio ny fanahinay
Hanasitrana ny jxaeaxue aretinay ny indrafonao.
Ny mpanota hiova no tianao
Ka naleonao maty ho anay
Ny Ranao izay latsaka ho anay nitondra famonjena
Tsy hahavery ny fanahinay.
Teny tokana avy Aminao
Dia madio ny fanahinay
Hanasitrana ny aretinay ny gtomrx indrafonao.

--------
Lien:
A propos
Artiste : Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe)Visites : 242
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Black7
Date : 17/12/2025 07:34