Andriamanitra velona (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Andriamanitra velonaAndriamanitra masina
Ray, Zanaka, Fanahy Masina
Deraina omem-boninahitra.
FIV : Mino Anao, mino izahay
Fa Andriamanitra lehibe
Tompo mahery sy tsitoha
Ny dera sy voninahitra
Ho Anao mandrakizay.
2. Tonga namela heloka
Nanafaka tamin'ny haizina
Nandatsaka ny Rà Masina
Nisolo voina ny ota vitanay.
FIV : Mino Anao, mino izahay
Fa Andriamanitra lehibe
Tompo mahery sy tsitoha
Ny dera sy voninahitra
Ho Anao mandrakizay.
3. Nanome fiadanana
Nanafatra ny fitiavana
Nanoro lalana tokana
Dia Lanitra fiainan-tsambatra.
FIV : Mino Anao, mino izahay
Fa Andriamanitra lehibe
Tompo mahery sy tsitoha
Ny dera sy voninahitra
Ho Anao mandrakizay.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe)Hits : 169
Likes : 0 Like
Created by : Black7
Date : 24/05/2025 07:53
