Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fanahy ô ! (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha ny asan'i Satana
Dia maro tsy voatanisanay
Manjemby arqwj maso, mandilo sofina
Izy dia miteti-dratsy
Mitady wssmmipc izay handavo anay
Fa soa Ianao fa eo anilanay.
Ry Fanahy Masina !
Tafio ny herinao izahay
Fa Ianao no antenainay
Ka ontrony fa mila Anao
Ô ry Fanahy ô !
2. Zava-maro manodoka
Miantso, misarika anay
Mahasondriana fa mety hanimba anay
Fa raha eo anefa Ianao
Manilo sy manazava wxkau anay
Inoanay fa ho afaka izahay.
Ry tononkira.serasera.org Fanahy Masina !....
3. Mino anefa izahay
F'Ianao mitari-dalana
Tsy mba manary raha sendra sarotra
Ka 'reo fanomezanao
No indro mba angatahinay
Hambomba anay amin'ny fiainanay.
Ry Fanahy Masina !....
Dia maro tsy voatanisanay
Manjemby arqwj maso, mandilo sofina
Izy dia miteti-dratsy
Mitady wssmmipc izay handavo anay
Fa soa Ianao fa eo anilanay.
Ry Fanahy Masina !
Tafio ny herinao izahay
Fa Ianao no antenainay
Ka ontrony fa mila Anao
Ô ry Fanahy ô !
2. Zava-maro manodoka
Miantso, misarika anay
Mahasondriana fa mety hanimba anay
Fa raha eo anefa Ianao
Manilo sy manazava wxkau anay
Inoanay fa ho afaka izahay.
Ry tononkira.serasera.org Fanahy Masina !....
3. Mino anefa izahay
F'Ianao mitari-dalana
Tsy mba manary raha sendra sarotra
Ka 'reo fanomezanao
No indro mba angatahinay
Hambomba anay amin'ny fiainanay.
Ry Fanahy Masina !....
--------
Rohy:
Hevitra
Black7
(
17/12/2025 07:42)
Hira fangatahana ny herin'ny Fanahy Masina.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe)Vangy : 180
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Black7
Daty : 17/12/2025 07:42
