Fanahy ô ! (Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha ny asan'i Satana
Dia maro tsy voatanisanay
Manjemby maso, mandilo sofina
Izy dia miteti-dratsy
Mitady izay handavo anay
Fa soa Ianao fa eo anilanay.
Ry Fanahy Masina !
Tafio ny herinao izahay
Fa Ianao no antenainay
Ka ontrony fa mila Anao
Ô ry Fanahy ô !
2. Zava-maro manodoka
Miantso, misarika anay
Mahasondriana fa mety hanimba anay
Fa raha eo anefa gpmk Ianao
Manilo sy manazava anay
Inoanay fa ho afaka izahay.
Ry Fanahy Masina !....
3. Mino anefa izahay
F'Ianao cviypw mitari-dalana
Tsy mba pjdcr manary raha sendra sarotra
Ka 'reo tononkira.serasera.org fanomezanao
No indro mba angatahinay
Hambomba anay amin'ny fiainanay.
Ry Fanahy Masina !....
Dia maro tsy voatanisanay
Manjemby maso, mandilo sofina
Izy dia miteti-dratsy
Mitady izay handavo anay
Fa soa Ianao fa eo anilanay.
Ry Fanahy Masina !
Tafio ny herinao izahay
Fa Ianao no antenainay
Ka ontrony fa mila Anao
Ô ry Fanahy ô !
2. Zava-maro manodoka
Miantso, misarika anay
Mahasondriana fa mety hanimba anay
Fa raha eo anefa gpmk Ianao
Manilo sy manazava anay
Inoanay fa ho afaka izahay.
Ry Fanahy Masina !....
3. Mino anefa izahay
F'Ianao cviypw mitari-dalana
Tsy mba pjdcr manary raha sendra sarotra
Ka 'reo tononkira.serasera.org fanomezanao
No indro mba angatahinay
Hambomba anay amin'ny fiainanay.
Ry Fanahy Masina !....
--------
Lien:
Commentaires
Black7
(
17/12/2025 07:42)
Hira fangatahana ny herin'ny Fanahy Masina.
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Solofo Akon'ny Efitra Zandriny (Ekar Anosibe)Visites : 205
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Black7
Date : 17/12/2025 07:42
