Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jehovah no Mpiandry ahy (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
JEHOVAH NO MPIANDRY AHY
Raha misy loza ady manjo eh
Jehovah no Mpiandry ahy
Raha misy gafy olana koa eh
Jehovah no Mpiandry ahy
Tsy hamono ahy ny zava-mahafaty
Raha Jehovah no mpiandry ahy
Ny fiainako ho falifaly
Raha Jehovah no mpiandry ahy
Eny na dia mamaky, Ny lohasaha
Aloky ny fahafatesana aza mfsrg aho
Dia tsy hatahotra hpgcf ny loza aho
Dia tsy hatahotra ny mafy aho tononkira.serasera.org eh
Dia tsy hatahotra ny ady txqn aho eh
Jehovah no Mpiandry ahy
Raha misy loza ady manjo eh
Jehovah no Mpiandry ahy
Raha misy gafy olana koa eh
Jehovah no Mpiandry ahy
Tsy hamono ahy ny zava-mahafaty
Raha Jehovah no mpiandry ahy
Ny fiainako ho falifaly
Raha Jehovah no mpiandry ahy
Eny na dia mamaky, Ny lohasaha
Aloky ny fahafatesana aza mfsrg aho
Dia tsy hatahotra hpgcf ny loza aho
Dia tsy hatahotra ny mafy aho tononkira.serasera.org eh
Dia tsy hatahotra ny ady txqn aho eh
Jehovah no Mpiandry ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK 'lay Mpiantsa SoaVangy : 1357
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 06/09/2022 09:28
