Jehovah no Mpiandry ahy (SLK 'lay Mpiantsa Soa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
JEHOVAH NO tononkira.serasera.org MPIANDRY AHY
Raha misy loza ady manjo eh
Jehovah no Mpiandry ahy
Raha misy bqayvoau gafy olana koa eh
Jehovah no Mpiandry ahy
Tsy hamono ahy nzzi ny zava-mahafaty
Raha Jehovah no mpiandry ahy
Ny fiainako docli ho falifaly
Raha Jehovah no mpiandry ahy

Eny na dia mamaky, Ny lohasaha
Aloky ny fahafatesana aza aho
Dia tsy hatahotra ny loza aho
Dia tsy hatahotra ny mafy aho eh
Dia tsy hatahotra ny ady aho eh
Jehovah no Mpiandry ahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.046