Fa teraka (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fa teraka eh, Ilay Mpamonjyfa teraka ah, ao an-tranonoooomby
ka andao isiiiiiiiiika hitsaoka Azy
ka andao isika hitsaoka hitsaoka
mifalia miravoa
fa tonga ho anao Ilay Jesoa
ka fifaliana tsy ho lany
ho re manerana ny tany
fa teraka eh, Ilay Mpamonjy
fa teraka ah, ao an-tranonooomby
ka andao isiiiiiiiiika hitsaoka Azy
ka andao isika hitsaoka hitsaoka
......
fa teraka eh, Ilay Mpamonjy
fa teraka ah, ao an-tranonooomby
ka andao isiiiiiiiiika hitsaoka Azy
ka andao isika hitsaoka hitsaoka
ka hosana ka hosana
no hiraina ho fiderana
ho an'Ilay zazakely
Iiiilay Tompo manankery
fa teraka eh, Ilay Mpamonjy
fa teraka ah, ao an-tranonomby
ka andao isiiiiiiiiika hitsaoka Azy
ka andao isika hitsaoka Azy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK 'lay Mpiantsa SoaVangy : 20
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 09/12/2025 10:32
