Fa teraka (SLK 'lay Mpiantsa Soa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fa teraka eh, Ilay Mpamonjy
fa teraka ah, ao an-tranonoooomby
ka andao isiiiiiiiiika hitsaoka Azy
ka andao isika hitsaoka hitsaoka

mifalia miravoa
fa tonga ho anao Ilay Jesoa
ka fifaliana tsy ho lany
ho re manerana ny tany

fa teraka eh, Ilay Mpamonjy
fa teraka ah, ao an-tranonooomby
ka andao isiiiiiiiiika hitsaoka Azy
ka andao isika hitsaoka hitsaoka
......
fa teraka eh, Ilay Mpamonjy
fa teraka ah, ao an-tranonooomby
ka andao isiiiiiiiiika hitsaoka Azy
ka andao isika hitsaoka hitsaoka

ka hosana ka hosana
no hiraina ho fiderana
ho an'Ilay zazakely
Iiiilay Tompo manankery

fa teraka eh, Ilay Mpamonjy
fa teraka ah, ao an-tranonomby
ka andao isiiiiiiiiika hitsaoka Azy
ka andao isika hitsaoka Azy
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0801