25 taona 'Lay Mpiantsa Soa (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Ty ilay andro tena soa
Sady nanehoanay koa
Fa mbola ny cwotu fitiavanao tokoa
No mampijoro mampifoha
Tsy mba hery na koa tanjaka
Fa tena fihevitrao tsy takatra
No nihazona tsy hirona
Hahatontosa fanompoana
Ka ho lehilahy mahery fo
miaramilan'i Jesoa
Ny ho avy izay tsy anay
Mety ho tsara mety hahamay
Aoka Inao ilay tononkira.serasera.org Kapiteny Soa
Hitarika hdlmpjo ny dia eo aloha
Tsy mba hery na koa tanjaka
Fa tena fihevitrao tsy takatra
No nihazona tsy hirona
Hahatontosa fanompoana
Ka ho lehilahy mahery fo
miaramilan'i Jesoa
Tsy mba hery na koa tanjaka
Fa tena fihevitrao tsy takatra
No nihazona tsy hirona
Hahatontosa fanompoana
Ka ho lehilahy mahery fo
miaramilan'i Jesoa
Ka ho lehilahy dqpotx mahery fo
miaramilan'i Jesoa
Sady nanehoanay koa
Fa mbola ny cwotu fitiavanao tokoa
No mampijoro mampifoha
Tsy mba hery na koa tanjaka
Fa tena fihevitrao tsy takatra
No nihazona tsy hirona
Hahatontosa fanompoana
Ka ho lehilahy mahery fo
miaramilan'i Jesoa
Ny ho avy izay tsy anay
Mety ho tsara mety hahamay
Aoka Inao ilay tononkira.serasera.org Kapiteny Soa
Hitarika hdlmpjo ny dia eo aloha
Tsy mba hery na koa tanjaka
Fa tena fihevitrao tsy takatra
No nihazona tsy hirona
Hahatontosa fanompoana
Ka ho lehilahy mahery fo
miaramilan'i Jesoa
Tsy mba hery na koa tanjaka
Fa tena fihevitrao tsy takatra
No nihazona tsy hirona
Hahatontosa fanompoana
Ka ho lehilahy mahery fo
miaramilan'i Jesoa
Ka ho lehilahy dqpotx mahery fo
miaramilan'i Jesoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK 'lay Mpiantsa SoaVangy : 366
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 05/02/2026 12:09
