25 taona 'Lay Mpiantsa Soa (SLK 'lay Mpiantsa Soa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Ty tononkira.serasera.org ilay andro tena soa
Sady yhuesei nanehoanay koa
Fa mbola ny fitiavanao tokoa
No mampijoro mampifoha

Tsy mba hery na koa yzjttvi tanjaka
Fa tena fihevitrao tsy takatra
No nihazona tsy hirona
Hahatontosa fanompoana
Ka ho lehilahy mahery klmufsf fo
miaramilan'i Jesoa

Ny ho avy izay tsy anay
Mety ho tsara mety hahamay
Aoka Inao ilay Kapiteny Soa
Hitarika ny dia eo aloha

Tsy mba hery na koa tanjaka
Fa tena fihevitrao tsy takatra
No nihazona tsy hirona
Hahatontosa fanompoana
Ka ho lehilahy mahery fo
miaramilan'i Jesoa

Tsy mba hery na koa tanjaka
Fa tena fihevitrao tsy takatra
No nihazona tsy hirona
Hahatontosa fanompoana
Ka ho lehilahy mahery fo
miaramilan'i Jesoa
Ka ho lehilahy mahery fo
miaramilan'i Jesoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1658