Ampidiro aloha ny tenimiafina
Misy feo miantso (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy feo miantso mora feon’I Jesoasy Tomponao
Ka miantso anao tanora mba hanatona azy izao
1) Fa ny fijaliany mafy, nitondrany ny otanao
Ry tanora aza hncrm miandry, sao manjary neninao izao
2) Ry tononkira.serasera.org jesosy tompo tia, sady zoky maminay
Mamela anay mpania, raiso ny fifonanay izao
3) Ao reo zavatra manimba sy manitona anao
Nefa izany dia hisinda, raha jesoa no tokinao izao
4 )Ry mpisolo vkjkhujy voina anay ô! Saotra no atolotray
Ka ny ayhct fonay mba honeno, ary ho tena lapanao tokoa

--------
Rohy:
Hevitra
hagamamytahiana2023
(
22/11/2024 13:33)
Inty mihitsy ilay hira tiako tany amin'ny fandraisan-tànana an'i Pasitera Ranaivo, satria nisy vehivavy 4 nihira azy : Tsantan'ny Famonjena ; Antoko Mpihira Feon'ny Fitiavana ; Sampana Fifohazana ary ny Sampana Vokovokomanga.

Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 1259
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 04/04/2022 21:22