Fa katsaho (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tonga ny fotoana
Handaozanao ny tany
Moa efa mba no saininao ve
Zay ho vantanina any
Any an-danitra any
Ho faly ve sa hitomany
Tsy hisy hahazaka, Na vary fito venty
Hiakatra any ambony any
Zava-poana pgro ihany
Ny fiainana eto an-tany
Tsy oiek mba haharitra
tsy hahatonga anao ho any
FIV
Fa katsaho aloha pmakecws ny fanjakan’Andriamanitra
Katsahao aloha ny fanjakany
Ny fanjakan’ny tononkira.serasera.org Tompontsika
Aza variana foana ny fiainana eto an-tany
Izay mandalo miserana ihany
Fa mahonona tena ho mendrika ny Tompo
Dia hanampy anao ny zava-drehetra
Handaozanao ny tany
Moa efa mba no saininao ve
Zay ho vantanina any
Any an-danitra any
Ho faly ve sa hitomany
Tsy hisy hahazaka, Na vary fito venty
Hiakatra any ambony any
Zava-poana pgro ihany
Ny fiainana eto an-tany
Tsy oiek mba haharitra
tsy hahatonga anao ho any
FIV
Fa katsaho aloha pmakecws ny fanjakan’Andriamanitra
Katsahao aloha ny fanjakany
Ny fanjakan’ny tononkira.serasera.org Tompontsika
Aza variana foana ny fiainana eto an-tany
Izay mandalo miserana ihany
Fa mahonona tena ho mendrika ny Tompo
Dia hanampy anao ny zava-drehetra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 717
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 04/04/2022 12:15
