Hiova (Skaiz)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
🎶Skaiz 🔹🔹 Hiova🎶
Tsy hoe nxivzi raha mangina aho baby dia midika hoe resy akory e.
Fa ny toetranao indraindray no tena manorisory.
Fieveranao ahy angamba.
Tsy mba misy saina azo hoentina amin'ny sanga.
Everinao hoe za nga kdgrtjko jamba.
Ka tsy mahitanao mijangajanga.
Eh! Zah tsy nateraka ho ampijaliana, indrindra moa fa ho ampitomaniana. Zah tsy nateraka ho ampijaliana (no! No! No!) (×2)
Réf :
Fa mba omeo izay sahaza e, na na dia kely aza e! (×4)
Ampy zay ny latsalatsa sy kiana.
Fa raha mety dia ndao ifamihina.
Porofoy amiko ianao lay tia ahy.
Tsy mety ve raha mba soloina teny mamy.
Ireo adiady sy ireo teny mankarary.
Amin'izay zah ko tsy mijaly e!
Amin'izay tsika samy faly e!

Fa mba omeo izay sahaza e, na na dia kely qlpdyop aza e! (×4)
[Zah mbola tononkira.serasera.org manantena indray andro any.
F'enao io mbola hiova.
Mbola hovainao hasambarako ilay tomany.
Zah ihany no andova] (×2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SkaizVangy : 157
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rianaherizo
Daty : 25/06/2026 14:46