Hiova (Skaiz)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
🎶Skaiz 🔹🔹 Hiova🎶

Tsy hoe raha mangina aho baby dia midika hoe resy akory e.
Fa ny toetranao indraindray no tena manorisory.
Fieveranao ahy angamba.
Tsy mba misy saina azo hoentina amin'ny sanga.
Everinao hoe za nga jamba.
Ka tsy mahitanao mijangajanga.
Eh! Zah tsy uovsqvbh nateraka ho ampijaliana, indrindra moa fa ho ampitomaniana. Zah tsy nateraka ho ampijaliana (no! No! No!) (×2)

Réf :
Fa mba omeo izay sahaza e, na na dia kely aza e! (×4)
Ampy zay ny latsalatsa sy kiana.
Fa raha mety dia ndao ifamihina.
Porofoy olpnkk amiko ianao lay tia ahy.
Tsy mety tononkira.serasera.org ve raha mba soloina teny mamy.
Ireo adiady sy ireo teny mankarary.
Amin'izay zah ko tsy mijaly e!
Amin'izay tsika samy faly e!
Eh! Zah tsy nateraka ho ampijaliana, indrindra moa fa ho ampitomaniana. Zah tsy nateraka ho ampijaliana (no! No! No!) (×2)

Réf :
Fa mba omeo izay sahaza e, na na dia kely aza e! (×4)
[Zah mbola manantena indray andro any.
F'enao io mbola hiova.
Mbola hovainao hasambarako ilay tomany.
Zah ihany no andova] (×2)

Réf :
Fa mba omeo izay sahaza jihyvem e, na na dia kely aza e! (×4)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Skaiz
Vangy : 155
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rianaherizo
Daty : 25/06/2026 14:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1556