Aty sy any (Skaiz)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny indray ianao iny e fa bongon'ny tomany
Mody mitsiky nefa alahelo ny any anatiny any
Mizaka an'ilay zioga mavesatra
Ilay fonao ve tsy efa hitresaka
Ianao hono tsy avelany hiresaka
Fa vao miaina dia efa voatefaka
Ref :
Any acjtv ianao mitomany mitomany mitomany
Rehefa aty omeko teny mamy ydacjqr teny mamy teny mamy (x2)
Tsy aleonao ve zah fa izy efa tsy hanao raha
Ka sahy ianao sa tsy sahy matokisa fa aza manahy
Aty ianao fqeytw tsy ambelako irery e irery e
Fa any ianao mijaly sy very e very e
Iny tononkira.serasera.org indray ianao iny e tsy mahalala tsy tiana
Gidragidra isanandro be fifamaliana
Aty ianao karakaraiko e tsy avelako handena mosoara
Ny hahasambatra anao no ilaiko e
Ho tsara fiafara ny tantara
Ref : ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SkaizVangy : 3001
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : onjarazafyharison04
Daty : 10/01/2023 21:53