Boto love (Skaiz)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ie..
Allô, lazao ahy ny marina f'aiza ianao kay
Allô, maninona ianao teno no toa tsy nandray
Sa variana amin'ny hafa
De izaho indray no voafafa
Aza tratrako hoe mampirafy
Fa izaho izao tonga de migafy

Tena tia anao anie izaho matoa manao izany
Adala izay tsy saro-piaro amin'ny tiany eto an-tany
Ka aleo hazava tsara ny resaka f'ianao anah irery
Raha mbola misy hafa mitady hisisika tsy homby f'efa feno
F'ianao efa anah rery
F'ianao efa anah rery a
F'ianao efa anah rery
F'ianao efa anah rery a

Afaro izay any, tsy hanadaladala anao intsony
Izaho tsy misangy, fa tonga de asaivo ajanony
Raha fitia no hampigadra tsy maninona fa hozakaiko e
F'izay mikasika anao ohatra ny hoe mikitika ny aiko e

Tena tia anao anie izaho matoa manao izany
Adala izay tsy saro-piaro amin'ny tiany eto an-tany
Ka aleo hazava tsara ny resaka f'ianao anah irery
Raha mbola misy hafa mitady hisisika tsy homby f'efa feno
F'ianao efa anah rery
F'ianao efa anah rery a
F'ianao efa anah rery
F'ianao efa anah rery a

Tsy hoe tsy mahatoky valeur anie izaho my baby
Fa ny ohatra anao anie, raha mbola eto an-tany dia tsisy
Ka aza omenao tsiny izaho, na koa itezeranao
Fa ny foko tia anao anie ka tsy azo ferana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Skaiz
Vangy : 1841
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : Liva_R
Daty : 19/09/2019 18:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0722