Hiova (Skaiz)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
🎶Skaiz 🔹🔹 Hiova🎶
Tsy hoe raha mangina aho baby dia midika hoe resy akory e.
Fa ny toetranao indraindray no tena manorisory.
Fieveranao ahy angamba.
Tsy mba misy saina azo hoentina amin'ny sanga.
Everinao hoe za nga jamba.
Ka tsy mahitanao mijangajanga.
Eh! Zah tsy nateraka ho ampijaliana, indrindra moa fa ho ampitomaniana. Zah tsy nateraka ho ampijaliana (no! No! No!) (×2)
Réf :
Fa mba omeo izay sahaza e, na na dia kely aza e! (×4)
Ampy zay ny latsalatsa sy kiana.
Fa raha mety dia ndao ifamihina.
Porofoy amiko ianao lay tia ahy.
Tsy mety ve raha mba soloina teny mamy.
Ireo tononkira.serasera.org adiady sy ireo teny mankarary.
Amin'izay zah ko tsy mijaly e!
Amin'izay tsika samy faly e!
Eh! Zah tsy nateraka ho ampijaliana, indrindra moa fa ho ampitomaniana. Zah tsy nateraka ho ampijaliana gogyz (no! No! No!) (×2)
Réf :
Fa mba omeo izay sahaza e, na na dia kely aza ybxmdsf e! (×4)
[Zah mbola manantena indray andro any.
F'enao io mbola hiova.
Mbola hovainao hasambarako ilay tomany.
Zah ihany no andova] (×2)
Réf :
Fa mba omeo izay sahaza e, na na dia kely aza e! zrzhopyy (×4)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SkaizHits : 207
Likes : 0 Like
Created by : Rianaherizo
Date : 25/06/2026 14:46