RAH TSISY ANAO (Skaiz)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na nde hitetitety izao tontolo izao.
Hiverina eo ihany fa tsy ahita ôtranao.
Na nde hikasa amadika pejy vaovao.
Ho lasa gaigy angamba aho ra hilaozanao eh.
Iray minitra tsy eo anilanao malala ah!
Ôtran'ny zato taona ka mahalasa adala.
Mangatsiaka irery eto ah tsy ampy zany hafanana ah!
Aleo mba hitapify eto ah f'aza rarana.
Zah vonona hanome anao ny mihôtra.
Ka avelao oa zah mba hanararoatra ah.
Isaorako ny any ambony fa lasako ny fony.
Rah tsisy anazy angamba oa de tsy haiko intsony eh!


Ref: #$#
Fa efa hianaaaaaao mahatsiaro sambatsambatra zah babyyyy
Fa rah tsisy anaaaaao tsizarizary angamba oa zah babyyyy
Rah tsisy anao zah very eh very eh
Rah tsisy anao zah oa de manirery eh!

Tsy haiko ianao rah mba ôtrah.
Fa zah lou efa voafatotra mafy eh!
Tsy mandaitra aminah tsouny ny fankampanah!
Reo lasa talou rehetra voafafa eh!
Fa aminao ah tamana.
Tsy mila fanazavana.
Ny foko omeko anjakanao.
Tsy mahita sipa ankotranao.
Fa zah vonona hanome anao ny mihôtra ah!
Ka avelao zah mba (...)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Skaiz
Vangy : 3099
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kiady KYLIAN
Daty : 20/04/2021 21:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0729