Omeo ahy (Skaiz)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fafao dien'izao,ao an-tsainao ao
Lay fisalasalana kely!
F'za nge tsy ilalao,fa tena tia anao
Tsy andratranao zany ah sanatria
Ka ho lazaiko androany!
Raha misy reo tomany.
Sedra-pitia izany,vao maik aza mihamamy
Lay fitiavan-tsika roa ma baby.Ka teneno ahy,lazao ahy raha misy adisoiko.Reo adalana,ditraditra efa nafoiko!
Tsy mila hafa f'efa enao no tiana!Iara-dalana aminao no fanirina.
Ka omeo ahy.'lay fonao hofenoko fitia
Dia aza manahy,Ny antsika mandrak'izay doria.dia n'iza n'iza mikasa animba!
Miala-maina eo izy tsy mahavita
Ka omeo ahy,Omeo ahy...
Fitia tsy noterena fa vokatry ny fo.Ny asambatra anao zao no masaka an-Doha
Mifampizara teny mamy vao mifoha
Dia refa miôna malaina ny isara-droa
Tsika roa lay natao hifameno.
Dia reo pankahala odina tsy eno!
Lay fo mitempo enoina
Fa afo tsy hay vonoina!
Ref:Ka omeo ahy,'lay fonao hofenoiko fitia................
Ka teneno ahy,lazao ahy raha misy adisoiko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Skaiz
Vangy : 1341
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Makkun
Daty : 14/08/2019 23:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0746