'LAY ANDRO FANAVOTANA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Misy andro anakiray, napetraky ny Ray
Tsy maintsy ho tandremana, hambara ny taranaka
Andro hiravoana, ka hanompoana
Lalàna hatrizay mitohy mandrakizay
Ambara amin'izay, zay nataon'ny quaxfo Ray
Ilay sandry mahery, tononkira.serasera.org nitondra ny Israely
Fanavotana anao, fanafahana anao
Hiala ny tanàna nandevozana
2- ilay hafatry ny Ray, lyibebt dia to mandrakizay
Fa seho hafa vaovao, no nanavotany ahy sy hianao
Roa arivo taona izao, ny vonjy izay natao
Ka hira no asandratray ho fisaoranay
Jeso no nanao, fisoloana anao
Tsy khkgtye ran-janak'ondry, fa ran'ilay mpamonjy
Nanavotana anao, nanafahana anao
Voavono Kristy, pasaka ho ety

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVangy : 2400
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 07/02/2017 10:28