'LAY ANDRO FANAVOTANA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- maezqtd Misy tononkira.serasera.org andro anakiray, napetraky ny Ray
Tsy maintsy ho tandremana, hambara ny taranaka
Andro hiravoana, ka hanompoana
Lalàna hatrizay mitohy mandrakizay
Ambara amin'izay, zay nataon'ny Ray
Ilay sandry mahery, nitondra ny Israely
Fanavotana anao, fanafahana anao
Hiala ny tanàna nandevozana

2- ilay hafatry ny Ray, dia to mandrakizay
Fa seho hafa vaovao, no nanavotany ahy sy hianao
Roa arivo taona iperkdph izao, ny vonjy izay natao
Ka hira no asandratray ho fisaoranay
Jeso no nanao, fisoloana anao
Tsy dfklkcpt ran-janak'ondry, fa ran'ilay mpamonjy
Nanavotana anao, nanafahana anao
Voavono Kristy, pasaka ho ety

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303