R'ILAY NANDRESY NY FAHAFATESANA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Atolotray ho Anao
Ny dera sy ny haja
Ho Anao ilay Mpandresy
Sy Tompo manandaza
Ho Anao ny fiderana
Anao ny fanjakana
R'ILAY NANDRESY NY FAHAFATESANA
1-Nomenao ho anay
Ny Ranao tononkira.serasera.org Masina
Hanavotra anay
Izay tsy marina
2- Nafoinao ho anay
Ny zava-tsoa be
Mba hanantonanay
Ny Ray rrop lehibe
Derainay ny anaranao ry Ray
3- xudsft Jesosy Tompo ô
Izao no teniko
Atolotro ho Anao
Ny aiko sy ny fo
Izany no isaorako Anao
4- Ny foko tglaqj raisinao
Honeno hatrety
Hataovy lapanao
Na eto na ary
Dia raiso ho fanananao aho
Ny dera sy ny haja
Ho Anao ilay Mpandresy
Sy Tompo manandaza
Ho Anao ny fiderana
Anao ny fanjakana
R'ILAY NANDRESY NY FAHAFATESANA
1-Nomenao ho anay
Ny Ranao tononkira.serasera.org Masina
Hanavotra anay
Izay tsy marina
2- Nafoinao ho anay
Ny zava-tsoa be
Mba hanantonanay
Ny Ray rrop lehibe
Derainay ny anaranao ry Ray
3- xudsft Jesosy Tompo ô
Izao no teniko
Atolotro ho Anao
Ny aiko sy ny fo
Izany no isaorako Anao
4- Ny foko tglaqj raisinao
Honeno hatrety
Hataovy lapanao
Na eto na ary
Dia raiso ho fanananao aho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVangy : 1620
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 07/02/2017 10:26
