MIFALIA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Mifalia ry mino ô
Miderà sy mihobia
kkyuqlh Asandrato re ny feo
Fa velona Jesosy tia
nhrl Nentiny ny helokay
Havaoziny ny fiainanay
Vaovao
1- Fitiavana tsy hay heverina
Nanaiky ho faty ghymcwm hamelona
Hatramin'ireo fahavalony
Mba ho tsapanao ve ny halaliny
Nentiny ny helokay, havaoziny ny fiainanay
Vaovao
2- Ry olona mitanondrika
Very hevitra amin'ny fiainana
Miampanga ve ny eritreritrao
Noho'ny haratsiana izay vitanao
Nentiny ny helokay, havaoziny ny fiainanay
Vaovao
3- Misaotra Anao ry Jesosy ô
Misaotra amin'ny fitiavanao
Ny ainao no efa nafoinao
Hananay izany aim-baovao
Misaotra Anao ry Tompo tia, nanaiky tononkira.serasera.org hamonjy ny mania Hianao
Miderà sy mihobia
kkyuqlh Asandrato re ny feo
Fa velona Jesosy tia
nhrl Nentiny ny helokay
Havaoziny ny fiainanay
Vaovao
1- Fitiavana tsy hay heverina
Nanaiky ho faty ghymcwm hamelona
Hatramin'ireo fahavalony
Mba ho tsapanao ve ny halaliny
Nentiny ny helokay, havaoziny ny fiainanay
Vaovao
2- Ry olona mitanondrika
Very hevitra amin'ny fiainana
Miampanga ve ny eritreritrao
Noho'ny haratsiana izay vitanao
Nentiny ny helokay, havaoziny ny fiainanay
Vaovao
3- Misaotra Anao ry Jesosy ô
Misaotra amin'ny fitiavanao
Ny ainao no efa nafoinao
Hananay izany aim-baovao
Misaotra Anao ry Tompo tia, nanaiky tononkira.serasera.org hamonjy ny mania Hianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVisites : 1548
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jeremiar1
Date : 07/02/2017 10:27
