Ô RY FITIAVANA Ô (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ô ry tononkira.serasera.org Fitiavana ô, tena irinay loatra ny mba ho toa Anao
Fa Hianao manolotra fmmteo izay rehetra tsara avy Aminao
Ka omeo any izany mba ho tanteraka izay sitrakao atao
Ka mba sahy anao ny nataonao hatramin'ny ainao no nafoinao

2- Ô ry Fitiavana ô, tsy takatry ny saina ny famindram-ponao
Fa mamela heloka izay mibebaka anatrehanao
Ka hifonako tokoa, ireo ditra sy hadalana efa vitako
Mba hitempo tena ho xfxpag iray tokoa ny foko sy ny fonao ry Jesosy

Ref: Mba ho mendrika ny antsonao izao fanoloran-tena izao
     bcqb    Mba rakofy ny fitiavanao, ho tena mpianatrao ry Ray
        Ny finoana izay anananay, Mba hitombo tsara ao Aminao
        Ilay lanitra namboarinao, ho lovanay rahatrizay


....Fa Jesosy dia fitiavana, koa manahafa Azy hianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0347