Ampidiro aloha ny tenimiafina
'LAY ANDRO FANAVOTANA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Misy andro anakiray, napetraky ny Ray
Tsy maintsy ho tandremana, hambara ny taranaka
Andro hiravoana, ka hanompoana
Lalàna hatrizay mitohy mandrakizay
Ambara amin'izay, zay nataon'ny Ray
Ilay sandry mahery, nitondra ny Israely
Fanavotana vvkw anao, fanafahana anao
Hiala ny tanàna nandevozana
2- ilay hafatry ny Ray, dia to mandrakizay
Fa seho hafa vaovao, no nanavotany ahy sy hianao
Roa arivo tononkira.serasera.org taona izao, ny vonjy izay natao
Ka hira no xlci asandratray ho fisaoranay
Jeso no nanao, fisoloana anao
Tsy ran-janak'ondry, fa ran'ilay mpamonjy
Nanavotana anao, nanafahana anao
Voavono Kristy, utqp pasaka ho ety

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVisites : 2369
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jeremiar1
Date : 07/02/2017 10:28