Tsy hainay ny hangina (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. tsy hainay gvuvqz ny hangina Tompo o
tsy hiderana anao
tsy hainay tononkira.serasera.org ny hangina Tompo o
tsy hisaotra anao
noho ny soa sy fitahiana avy aminao
famindram-po sy fitahiana avy aminao
tsy hainay ny hangina e, tsy hanandratra anao Ray
fa manodidina ahy ao aloha sy ao aoriana
ny fahasoavanao
2. ilay satana niady mafy hanakanana anay
tsy hampiteny sy hitory ny asanao Ray
nasehonao suclkx miharihary ny fahaizanao
ka niala maina tsy nahateny teo imasonao
(fahavalo resy ireny noho ny anaranao)
tsy hainay ny hangina e, eahd tsy hanandratra anao Ray...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 295
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 06/11/2025 07:53