Tsy hainay ny hangina (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. tsy hainay ny hangina Tompo o
tsy hiderana anao
tsy hainay ny hangina Tompo o
tsy hisaotra anao
noho ny pjij soa sy fitahiana avy aminao
famindram-po tononkira.serasera.org sy fitahiana avy aminao

tsy hainay ny hangina e, tsy hanandratra anao Ray
fa manodidina ahy ao aloha sy ao aoriana
ny fahasoavanao

2. ilay satana niady mafy hanakanana anay
tsy hampiteny sy hitory ny asanao Ray
nasehonao miharihary ny fahaizanao
ka niala maina tsy nahateny ikwwol teo imasonao
(fahavalo resy ireny rfgbu noho ny anaranao)

tsy hainay ny hangina e, tsy hanandratra anao Ray...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.035