Tsaroanay indray (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tsaroanay, eto indray
anio Jesoa ny andro izay
namonjenao
dia tonga ianao Tompo ka
nanetry tena fa
sitrakao tononkira.serasera.org tokoa Jesoa
ny hanafaka

tsy nahoanao koa
na dia tsy dnajpm lapa soa
no niandry sy novantaninao tety
tsy nojerenao ny loto
sy faharatsianay
fa tonga ianao Jesoa qxykk mba
ho tqnziaz avotra indray

tsaroanay, eto indray
anio Jesoa ny andro izay
namonjenao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1143