Tsaroanay indray (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ywsdijq tsaroanay, eto indray
anio Jesoa ny andro izay
namonjenao
dia tonga ianao Tompo tononkira.serasera.org ka
nanetry tena fa
sitrakao tokoa Jesoa
ny umglkgs hanafaka
tsy nahoanao koa
na dia tsy lapa soa
no niandry sy novantaninao tety
tsy nojerenao ny loto
sy faharatsianay
fa tonga ianao Jesoa mba
ho avotra indray
tsaroanay, eto indray
anio Jesoa aytholo ny andro izay
namonjenao
anio Jesoa ny andro izay
namonjenao
dia tonga ianao Tompo tononkira.serasera.org ka
nanetry tena fa
sitrakao tokoa Jesoa
ny umglkgs hanafaka
tsy nahoanao koa
na dia tsy lapa soa
no niandry sy novantaninao tety
tsy nojerenao ny loto
sy faharatsianay
fa tonga ianao Jesoa mba
ho avotra indray
tsaroanay, eto indray
anio Jesoa aytholo ny andro izay
namonjenao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 356
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 04/11/2025 07:03
