Tano ny finoana (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tano ny finoanao ka
mifahara tsara
ilay fiainanao ety an-tany ety sao
ho ratsy fiafara
miorena tsara hatrany ka aza miova
mivavaha miambena mivonona
na maro kaixqbhw be ny sakana
tsy hahafahanao mandeha
ny Tompo hanome lalana
matokia re
hisy tononkira.serasera.org koa ny sedra izay tsy maintsy ho aleha
aza matahotra,aza miahotra
ny Tompo momba anao

Fa ho avy tsy ho ela
ilay andro izay hitsarana
ka nlcizxns sao ho neninao nfmtsuly tsy ho isan'ny
mpandova fanjakana
dieny mbola velon'aina
sy notahiana
tano mafy izay anananao
fa aza ariana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0734