Tano ny finoana (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tano ny finoanao ka
mifahara tsara
ilay fiainanao ety an-tany ety sao
ho ratsy fiafara
miorena tsara hatrany ka aza miova
mivavaha miambena mivonona
na maro tononkira.serasera.org be galt ny sakana
tsy hahafahanao mandeha
ny Tompo hanome lalana
matokia re
hisy koa pdlvuiwa ny sedra izay tsy maintsy ho aleha
aza matahotra,aza miahotra
ny Tompo momba anao
Fa ho avy tsy ho ela
ilay andro izay hitsarana
ka sao ho neninao tsy ho xznw isan'ny
mpandova fanjakana
dieny mbola velon'aina
sy notahiana
tano mafy izay anananao
fa aza ariana
mifahara tsara
ilay fiainanao ety an-tany ety sao
ho ratsy fiafara
miorena tsara hatrany ka aza miova
mivavaha miambena mivonona
na maro tononkira.serasera.org be galt ny sakana
tsy hahafahanao mandeha
ny Tompo hanome lalana
matokia re
hisy koa pdlvuiwa ny sedra izay tsy maintsy ho aleha
aza matahotra,aza miahotra
ny Tompo momba anao
Fa ho avy tsy ho ela
ilay andro izay hitsarana
ka sao ho neninao tsy ho xznw isan'ny
mpandova fanjakana
dieny mbola velon'aina
sy notahiana
tano mafy izay anananao
fa aza ariana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 190
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 06/11/2025 08:06
