Satriko (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mba satriko Jesoa raha izao tontolo izao
hiray saina ao aminao
ary fifaliana ho ahy tokoa
raha ireo namako
hody indray ao aminao
fa satrinao izao tontolo fpuli izao
tsy ho lavitra fa ho eo anilanao
ka raha misy iray miova vwzq fo
ety an-tany
dia fifalian-dehibe
any an-danitra any
mba satriko eny satriko
raha ny firenenay
hiombom-peo
hiray aina fo fanahy
faniriako koa Tompo androany
eto anatrehanao
ny taninay ho tonga glcrrqng vaovao
fa satrinao izao tontolo izao...
izany tompo o ny vavakay
ka ny saotra anie
ho anao mandrakizay
tononkira.serasera.org
hiray saina ao aminao
ary fifaliana ho ahy tokoa
raha ireo namako
hody indray ao aminao
fa satrinao izao tontolo fpuli izao
tsy ho lavitra fa ho eo anilanao
ka raha misy iray miova vwzq fo
ety an-tany
dia fifalian-dehibe
any an-danitra any
mba satriko eny satriko
raha ny firenenay
hiombom-peo
hiray aina fo fanahy
faniriako koa Tompo androany
eto anatrehanao
ny taninay ho tonga glcrrqng vaovao
fa satrinao izao tontolo izao...
izany tompo o ny vavakay
ka ny saotra anie
ho anao mandrakizay
tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 239
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 05/11/2025 08:50
