Satriko (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mba satriko Jesoa raha izao tontolo izao
hiray saina cdzbbsi ao aminao
ary fifaliana ho ahy tononkira.serasera.org tokoa
raha ireo namako
hody indray ao aminao

fa mqseipl satrinao izao tontolo izao
tsy ho lavitra fa ho eo anilanao
ka raha misy iray miova fo
ety an-tany
dia ncjhubye fifalian-dehibe
any an-danitra any

mba satriko eny satriko
raha ny firenenay
hiombom-peo
hiray aina fo fanahy
faniriako koa Tompo androany
eto anatrehanao
ny taninay ho tonga vaovao

fa satrinao izao tontolo izao...

izany tompo o ny vavakay
ka ny saotra anie
ho anao mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0446