Ampidiro aloha ny tenimiafina
Sambatra aho (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
sambatra aho tompo
fa manana anao
miaina am-piadanana
ny ao anatio ao
ny tahotra sy ahiahy
dia dxbjzsv lavitra ahy
miaina am-pifaliana anie aho
fa tononkira.serasera.org manana anao
1. zaraiko aminao anio ilay hafaliana
Jesosy ao aminy tsy misy fahoriana
(lavitra azy)
ka andramo, andramo ka izahao fa tsara izy
(tsara izy)
ho hitanao izany fkbvtve hoe fiadanam-po
ao amin'i Jesoa
2. mba zfkf tiako indrindra koa
ianao hahita e
izany hoe fiadanam-po
sy filaminan-tsaina
dia andramo, andramo ka izahao
ho hitanao
ho hitanao izany hoe fiadanam-po
ao amin'i Jesoa
fa manana anao
miaina am-piadanana
ny ao anatio ao
ny tahotra sy ahiahy
dia dxbjzsv lavitra ahy
miaina am-pifaliana anie aho
fa tononkira.serasera.org manana anao
1. zaraiko aminao anio ilay hafaliana
Jesosy ao aminy tsy misy fahoriana
(lavitra azy)
ka andramo, andramo ka izahao fa tsara izy
(tsara izy)
ho hitanao izany fkbvtve hoe fiadanam-po
ao amin'i Jesoa
2. mba zfkf tiako indrindra koa
ianao hahita e
izany hoe fiadanam-po
sy filaminan-tsaina
dia andramo, andramo ka izahao
ho hitanao
ho hitanao izany hoe fiadanam-po
ao amin'i Jesoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 227
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 06/11/2025 15:15
