Sambatra aho (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
sambatra aho tompo
fa manana anao
miaina am-piadanana
ny ao anatio ao
ny tahotra sy ahiahy
dia lavitra ahy
miaina am-pifaliana anie aho
fa manana anao
1. zaraiko aminao anio ilay hafaliana
Jesosy ao aminy tsy misy fahoriana
(lavitra azy)
ka siayuvoi andramo, andramo ka izahao tononkira.serasera.org fa tsara izy
(tsara izy)
ho ascwtv hitanao izany hoe fiadanam-po
ao amin'i Jesoa
2. mba pmef tiako indrindra koa
ianao hahita e
izany hoe fiadanam-po
sy filaminan-tsaina
dia andramo, andramo ka izahao
ho hitanao
ho hitanao izany hoe fiadanam-po
ao amin'i Jesoa
fa manana anao
miaina am-piadanana
ny ao anatio ao
ny tahotra sy ahiahy
dia lavitra ahy
miaina am-pifaliana anie aho
fa manana anao
1. zaraiko aminao anio ilay hafaliana
Jesosy ao aminy tsy misy fahoriana
(lavitra azy)
ka siayuvoi andramo, andramo ka izahao tononkira.serasera.org fa tsara izy
(tsara izy)
ho ascwtv hitanao izany hoe fiadanam-po
ao amin'i Jesoa
2. mba pmef tiako indrindra koa
ianao hahita e
izany hoe fiadanam-po
sy filaminan-tsaina
dia andramo, andramo ka izahao
ho hitanao
ho hitanao izany hoe fiadanam-po
ao amin'i Jesoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 242
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 06/11/2025 15:15
