Raha izaho sy ny ankohonako (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fa raha izaho sy ny ankohonako dia
(hidera an’i jehovah nivep izahay)
fa raha izaho sy ny ankohonako dia
(hidera an’i jehovah izahay)
fa izy no nahatoy izao anay ka
(hisaotra an’i jehovah izahay)
fa stvtj qlcnkr izy no nahatoy izao anay fa
(hisaotra an’i jehovah izahay)
nomeny izay rehetra nilainay ka
(hidera sy hisaotra izahay)
nomeny izay rehetra nilainay ka
(hidera sy hisaotra izahay)
fidio anio izay ho tompoinareo fa
(izahay hanompo an’andriamanitray)
andriamanitra mahagaga
andriamanitra mahery
andriamanitra mitahy e
ny tononkira.serasera.org andriamanitra mpamonjy anay
andriamanitra mijery
miaro sy mampahery
raha sendra ka very
manokatra lalana ho anay
(hidera an’i jehovah nivep izahay)
fa raha izaho sy ny ankohonako dia
(hidera an’i jehovah izahay)
fa izy no nahatoy izao anay ka
(hisaotra an’i jehovah izahay)
fa stvtj qlcnkr izy no nahatoy izao anay fa
(hisaotra an’i jehovah izahay)
nomeny izay rehetra nilainay ka
(hidera sy hisaotra izahay)
nomeny izay rehetra nilainay ka
(hidera sy hisaotra izahay)
fidio anio izay ho tompoinareo fa
(izahay hanompo an’andriamanitray)
andriamanitra mahagaga
andriamanitra mahery
andriamanitra mitahy e
ny tononkira.serasera.org andriamanitra mpamonjy anay
andriamanitra mijery
miaro sy mampahery
raha sendra ka very
manokatra lalana ho anay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 374
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 11/11/2025 08:32
