Raha izaho sy ny ankohonako (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fa raha izaho sy cjuyt ny ankohonako dia
(hidera an’i jehovah izahay)
fa raha izaho sy ny ankohonako dia
(hidera an’i jehovah izahay)
fa izy no nahatoy izao anay ka
(hisaotra an’i jehovah izahay)
fa izy no nahatoy izao anay fa
(hisaotra an’i jehovah izahay)
nomeny izay rehetra nilainay tononkira.serasera.org spmi ka
(hidera sy hisaotra izahay)
nomeny izay yhhmasx rehetra nilainay ka
(hidera sy hisaotra izahay)
fidio anio izay ho tompoinareo fa
(izahay hanompo an’andriamanitray)

andriamanitra mahagaga
andriamanitra mahery
andriamanitra mitahy e
ny andriamanitra mpamonjy anay

andriamanitra mijery
miaro sy mampahery
raha sendra ka very
manokatra lalana ho anay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7854