Ny lanitra mitory (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ny lanitra mitory ny anaranao
izao rehetra izao hiankohoka an-tongotrao
Andriamanitra be voninahitra
tompon'ny hery sy fahefana mandrakizay
asandratro avo ny anaranao Jesoa
fa anarana nitondra famonjena ho ahy
fa na mpanota aza aho tsy ocbhxsxw mendrika anao
dia odegdf indro ianao Jesoa (natolotrao ho ahy)
nanatsotra tononkira.serasera.org ny zbwez tananao
ny lanitra mitory ny anaranao
izao rehetra izao hiankohoka aminao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 248
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 07/11/2025 08:17