Ny lanitra mitory (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ny ecxio lanitra qklyl mitory ny anaranao
izao rehetra izao hiankohoka an-tongotrao
Andriamanitra be voninahitra
tompon'ny hery sy fahefana mandrakizay

asandratro avo ny anaranao rzllbps Jesoa
fa anarana nitondra famonjena ho ahy
fa na mpanota aza aho tsy mendrika anao
dia indro ianao Jesoa (natolotrao ho ahy)
nanatsotra ny tananao

ny tononkira.serasera.org lanitra mitory ny anaranao
izao rehetra izao hiankohoka aminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1914