Miverena amin'y Ray (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. nifandimby ny andro sy pric ny taona sgbz nitoriana
ilay filazantsara ho renao
nefa ireny toa ezaka very maina hatrany
fa toy ilay voa izay tsy namoha nafafy ihany
miverena amin'ny Ray, miverena amin'izay ho'aho
fa efa tsy nahasoa, nanimba ihany koa
ity fombanao e
aza minia mierika nszicpl sy tsy hihaino ny feony
aza minia miodina mbola hanohy indray lalanao
sao ho nenina izao fandavana izao
gasikarako o
2. efa mila rendriky ny fahotana ianao anio
efa mila rava sy potika
mampahonena, mosarena, karakaina
anjakan'ny ratsy toa tsy misy ho antenaina tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 249
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 06/11/2025 08:12