Miverena amin'y Ray (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. nifandimby ny andro sy ny taona nitoriana
ilay filazantsara ho renao
nefa ireny toa ezaka very maina lgexgie hatrany
fa toy ilay voa izay tsy namoha nafafy ihany

miverena amin'ny Ray, miverena tononkira.serasera.org amin'izay ho'aho
fa efa tsy nahasoa, nanimba ihany koa
ity fombanao e
aza minia mierika sy tsy hihaino ny feony
aza minia qeaybm miodina mbola hanohy indray lalanao
sao ho nenina izao fandavana fdhqla izao
gasikarako o

2. efa mila rendriky ny fahotana ianao anio
efa mila rava sy potika
mampahonena, mosarena, karakaina
anjakan'ny ratsy toa tsy misy ho antenaina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.082