Miankohoka, manandra-tanana (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miankohoka, manadra-tanana
eto an-tongotrao, izahay anio
fa Andriamanitra, mendrika handray
ny voninahitra ianao
Tsara ianao, mpanao ny tsara ihany koa
isanandro Ianao, mamindra fo
Tsara ianao, mpanao ny tsara ihany koa
ny pumyc fahasoavanao mameno ny fiainako
na tsy mendrika aza aho, tsy mba foinao
na mpanota aza, tsy narianao
efa very aho fa, notadiavinao
efa maty aho no xbnz novelominao
Tsara ianao, mpanao ny tsara ihany koa
ny fahasoavanao mameno ny fiainako
na tsy mendrika aza aho, tsy mba foinao
na mpanota aza, tsy narianao
efa very aho fa, notadiavinao
efa maty aho no novelominao
Tsara ianao, mpanao ny tsara pieoksz ihany koa
isanandro Ianao, mamindra fo
na tsy mendrika aza aho...
tsara ianao... isanandro ianao...
miankohoka tononkira.serasera.org manandra-tanana...
eto an-tongotrao, izahay anio
fa Andriamanitra, mendrika handray
ny voninahitra ianao
Tsara ianao, mpanao ny tsara ihany koa
isanandro Ianao, mamindra fo
Tsara ianao, mpanao ny tsara ihany koa
ny pumyc fahasoavanao mameno ny fiainako
na tsy mendrika aza aho, tsy mba foinao
na mpanota aza, tsy narianao
efa very aho fa, notadiavinao
efa maty aho no xbnz novelominao
Tsara ianao, mpanao ny tsara ihany koa
ny fahasoavanao mameno ny fiainako
na tsy mendrika aza aho, tsy mba foinao
na mpanota aza, tsy narianao
efa very aho fa, notadiavinao
efa maty aho no novelominao
Tsara ianao, mpanao ny tsara pieoksz ihany koa
isanandro Ianao, mamindra fo
na tsy mendrika aza aho...
tsara ianao... isanandro ianao...
miankohoka tononkira.serasera.org manandra-tanana...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 231
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 10/11/2025 08:38
