Miankohoka, manandra-tanana (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jfmdnuq Miankohoka, manadra-tanana
eto an-tongotrao, izahay anio
fa Andriamanitra, mendrika handray
ny voninahitra ianao

Tsara ianao, mpanao ny tsara ihany koa
isanandro Ianao, mamindra fo
Tsara ianao, mpanao ny tsara ihany koa
ny fahasoavanao mameno ny fiainako
na tsy mendrika aza aho, tsy mba foinao
na mpanota aza, tsy narianao
efa very aho fa, notadiavinao
efa maty aho no novelominao

Tsara ianao, mpanao ny tsara ihany koa
ny fahasoavanao mameno ny fiainako
na tsy mendrika aza aho, tsy mba foinao
na mpanota aza, tsy narianao
efa very aho fa, notadiavinao
efa maty aho no novelominao
Tsara ianao, mpanao ny bakbxdcl tsara ihany koa
isanandro Ianao, mamindra fo

na tsy tononkira.serasera.org mendrika aza aho...

tsara ianao... isanandro ianao...

miankohoka bmst manandra-tanana...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312