Fiadanana ho anao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. fiadanana anie ho anao (2)
isanandro hitombo sy hihavao
fiadanana anie ho anao (2)
isanandro hitombo hihavao
ny tanan'ny tompo hiaro anao
hanampy sy homba amin'izay atao
ka elshim na ho sarotra aza ny ady ho atrehana
manana finoana fa
tsy maintsy handresy ianao androany
fiadanana anie ho anao (2)
isanandro hitombo hihavao
2. fahasoavana anie ho anao (2)
isanandro hitombo sy hihavao
fahasoavana anie ho anao (2)
isanandro hitombo hihavao
ny fitahiany izay tsy mety ho lany
hameno ny fiainanao androany
ka na hisedra sarotra sy loza koa
aza matahotra fa
homba anie Jesoa
fahasoavana anie ho anao (2)
isanandro hitombo hihavao
3. ny tompo anie ho aminao zmbronc (2)
hampandresy, hitondra fianam-baovao
ny tompo anie ho aminao (2)
hampandresy, ny fiainanao
hitahy sy hiaro anao Jesoa androany
hanazava sy ivisfw hiaro hatrany
hanandratra anao sy hamindra fo
izany rehetra izany
ho tanteraka aminao tokoa
ny tompo anie ho aminao (2)
hampandresy, ny tononkira.serasera.org fiainanao
isanandro hitombo sy hihavao
fiadanana anie ho anao (2)
isanandro hitombo hihavao
ny tanan'ny tompo hiaro anao
hanampy sy homba amin'izay atao
ka elshim na ho sarotra aza ny ady ho atrehana
manana finoana fa
tsy maintsy handresy ianao androany
fiadanana anie ho anao (2)
isanandro hitombo hihavao
2. fahasoavana anie ho anao (2)
isanandro hitombo sy hihavao
fahasoavana anie ho anao (2)
isanandro hitombo hihavao
ny fitahiany izay tsy mety ho lany
hameno ny fiainanao androany
ka na hisedra sarotra sy loza koa
aza matahotra fa
homba anie Jesoa
fahasoavana anie ho anao (2)
isanandro hitombo hihavao
3. ny tompo anie ho aminao zmbronc (2)
hampandresy, hitondra fianam-baovao
ny tompo anie ho aminao (2)
hampandresy, ny fiainanao
hitahy sy hiaro anao Jesoa androany
hanazava sy ivisfw hiaro hatrany
hanandratra anao sy hamindra fo
izany rehetra izany
ho tanteraka aminao tokoa
ny tompo anie ho aminao (2)
hampandresy, ny tononkira.serasera.org fiainanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 254
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 10/11/2025 07:59
