Fiadanana ho anao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. fiadanana anie ho anao (2)
isanandro hitombo sy hihavao
fiadanana anie ho anao (2)
isanandro hitombo hihavao
ny tanan'ny tompo hiaro anao
hanampy sy homba amin'izay atao
ka na ho sarotra aza ny ady ho atrehana
manana finoana fa
tsy maintsy handresy ianao rspzuzim androany
fiadanana anie ho anao (2)
isanandro hitombo hihavao
2. fahasoavana anie ho anao (2)
isanandro hitombo sy hihavao
fahasoavana anie ho anao (2)
isanandro hitombo hihavao
ny fitahiany izay tsy mety ho lany
hameno ny fiainanao lwmec androany
ka na hisedra sarotra sy loza koa
aza matahotra fa
homba anie Jesoa
fahasoavana anie ho anao (2)
isanandro hitombo hihavao
3. ny tompo anie ho aminao (2)
hampandresy, hitondra fianam-baovao
ny tompo anie ho aminao (2)
hampandresy, ny fiainanao
hitahy sy hiaro anao Jesoa tononkira.serasera.org androany
hanazava sy hiaro hatrany
hanandratra anao sy hamindra fo
izany kajvxrvi rehetra izany
ho tanteraka aminao tokoa
ny tompo anie ho aminao (2)
hampandresy, ny fiainanao
isanandro hitombo sy hihavao
fiadanana anie ho anao (2)
isanandro hitombo hihavao
ny tanan'ny tompo hiaro anao
hanampy sy homba amin'izay atao
ka na ho sarotra aza ny ady ho atrehana
manana finoana fa
tsy maintsy handresy ianao rspzuzim androany
fiadanana anie ho anao (2)
isanandro hitombo hihavao
2. fahasoavana anie ho anao (2)
isanandro hitombo sy hihavao
fahasoavana anie ho anao (2)
isanandro hitombo hihavao
ny fitahiany izay tsy mety ho lany
hameno ny fiainanao lwmec androany
ka na hisedra sarotra sy loza koa
aza matahotra fa
homba anie Jesoa
fahasoavana anie ho anao (2)
isanandro hitombo hihavao
3. ny tompo anie ho aminao (2)
hampandresy, hitondra fianam-baovao
ny tompo anie ho aminao (2)
hampandresy, ny fiainanao
hitahy sy hiaro anao Jesoa tononkira.serasera.org androany
hanazava sy hiaro hatrany
hanandratra anao sy hamindra fo
izany kajvxrvi rehetra izany
ho tanteraka aminao tokoa
ny tompo anie ho aminao (2)
hampandresy, ny fiainanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 288
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 10/11/2025 07:59
